Elle parle malgache avec l’accent des Pays-Bas et c’est adorable

0
PARTAGEZ
  • 322
  •  
  •  
  •  
  •  
  •  
    322
    Partages

Ecoutez cette interview de Soely Mandrone dans une vidéo de 24h mada.

 

Soely Mandrone tovovavy misolo tena an’i Madagasikara mandritr…

Soely Mandrone tovovavy misolo tena an’i Madagasikara mandritra ny fifaninanana #Miss_Africa_Netherland_2017 ny 02 desambra hoavy izao. Marihina moa fa Italiana ny rainy ary Malagasy ny reniny.
Horonan-tsary hafantarantsika bebe kokoa an’i Soely Mandrone ho antsika mpanaraka ny 24h Mada. Efa nisy moa ny fampahafantarana ny momba azy nataontsika teto tamin’ny 11 oktobra lasa teo fa mbola misy ny tiany hohamafisina mahakasika ny momba azy ankoatra izay efa voalazantsika tany aloha. Ohatra amin’izany ny fahaizany miteny fiteny miisa 6 ankoatra ny teny malagasy.
Izahay eto amin’ny 24h Mada dia mamerina hatrany firarian-tsoa hoan’i Soely amin’ny fanandratana avo hatrany ny anaran’ny Madagasikara.

Publié par 24h Mada sur dimanche 15 octobre 2017


PARTAGEZ
  • 322
  •  
  •  
  •  
  •  
  •  
    322
    Partages