#10 « Aza miandry ny zaza mihoso-tay vao hihazakazaka hividy taty »

#9 « Misavoamboana hoatran’ny tay entin-driaka »

#8 “te ho deraina otran’ny olitra kely ka ,any anaty tay avy no manao akisitrika”

#7 “Mangeto-noana ka tay no manaraka”

#6 “Tsapatsapa vodin’akoho, raha tsy tay dia atody.”

#5 “dedaka ohatry ny saka mangery, ka ny tay totofana fa ny vody tsy firana”

#4 “Ny teny toy ny tsinay raha rohitina mahafeno tay”

#3 “Kilemaina mangery amoron’kady ka latsaka alohan’ny tay”

#2 “Aza mandevin-tay an-tsalaka”

#1 “Nilatsahan’ny varatra eo am-pangerena, ka sady maty no mihosontay!”

Source : http://ohabolana.org

LEAVE A REPLY