URGENT. Des écoles seront encore fermées à cause de la peste

0
928

L’épidémie de peste qui touche actuellement Madagascar affecte également le système éducatif. Cette semaine, des écoles ont été fermées, aussi bien les écoles privées que les écoles publiques, dans les zones concernées par l’épidémie. Et cela sera encore le cas pour la semaine à venir. Ci-dessous, la nouvelle note du ministère de l’éducation.

« Mbola tsy feno ny fepetra hahafahana mampiditra ny ankizy eny an-tsekoly manoloana ny valanaretina pesta eto amin’ny firenena. Marihina fa ho an’ireo sekoly mianatra dia misy ny arofenitra arahina raha sendra misy ny tranga ao an-tsekoly sy ireo mety ho fisorohana ny fiparitahan’ny aretina. Mahakasika ireo sekoly vahiny kosa dia efa misy ny fandaminana atao iarahana amin’ny fanjakana. Manoloana izay dia efa mipetraka ny lamina mahakasika ny « calendrier scolaire ». Noho izany dia mbola tsy mianatra ny mpianatra amin’ireto DREN sy Zap manaraka ireto ho amin’ny herinandro ho avy izao.
1- MANOLOANA IZANY DIA EFA MANOMBOKA MIPETRAKA AVOKOA NY « SYSTEME DE PRISE EN CHARGE » SY NY « DISPOSITIFS » REHETRA :
– Misy ireo olona natokana hanara-maso akaiky ny olona izay ahiahiana fa voan’ny pesta : 1 800 Agents Communautaires nofanin’ny OMS ho an’Antananarivo ary 3 600 Agents Communautaires ho an’ny faritra hafa, 340 mpianatra ho Mpitsabo sy Mpitsabo, 1200 agents volontaire sy ny croix rouge ;
– Efa mipetraka ny poste sanitaire eo anivon’ny fokontany tsirairay avy,
– Efa misy « équipe d’intervention mobile » isaky ny faritra 22,
– Efa misy Centre 06 mandray an-tanana ny fitsaboana ny marary (HOMI, CHAPPA, CHU Anosiala, CHU Befelatanana, CHRB Anosy Avaratra, CHU Andohotapenaka)
2- NA DIA EO AZA IZANY REHETRA IZANY DIA, MIKATONA AVOKOA IREO SEKOLY MIANKINA SY TSY MIANKINA AMIN’NY FANJAKANA REHETRA AO AMIN’ NY ZAP NA CISCO VOAKASIKA, MANDRITRA NY HERINANDRO:
– Efa manomboka mipetraka ny dispositifs rehetra ka aleo maka herinandro handaminana alohan’ny hidirana mianatra.
– Ho an’Antananarivo Renivohitra dia ny CISCO iray manontolo mihitsy no mbola hikatona satria tsy voafehy ny fifamezivezena. Ohatra: Mpianatra eo Ampefiloha mipetraka any Ivato.
– Tokony hanaraka ny fepetra noraisina hatramin’izay nitsanganan’ny Cellule Riposte à la peste ihany: Raha misy tranga dia mikatona avokoa ny sekoly eo amin’ny ZAP ary manadio sy mamendraka fanafody aloha ho an’izay mbola tsy vita.
IREO ZAP REHETRA VOAKASIKA DIA MIVERINA MISOKATRA AMIN’NY 23 OKTOBRA 2017
DREN ANALAMANGA
CISCO ANTANANARIVO RENIVOHITRA manontolo
• ZAP ANKADIKELY OUEST
• ZAP ANKADIKELY EST
• ZAP ANDRANOVELONA
• ZAP SABOTSY NAMEHANA
• ZAP AMBOHIMANGAKELY
• ZAP ANOSIAVARATRA
CISCO ANTANANARIVO ATSIMONDRANO
• ZAP TANJOMBATO
• ZAP SOAVINA
• ZAP BEMASOANDRO
• ZAP ANKARAOBATO
• ZAP ANDOHARANOFOTSY
• ZAP ANDRANONAHOATRA
• ZAP ITAOSY
• ZAP AMBAVAHADITOKANA
• ZAP AMBOHIDRAPETO
• ZAP FENOARIVO
• ZAP AMPITATAFIKA
CISCO AMBOHIDRATRIMO
• ZAP AMBOHIDRATRIMO
• ZAP TALATAMATY
• ZAP ANTEHIROKA
• ZAP ANOSIALA
• ZAP AMBOHITRIMANJAKA
• ZAP AMPANOTOKANA
• ZAP MAHITSY
• ZAP IVATO
• ZAP MANJAKA AVARADRANO
• ZAP ANTANETIBE MAHAZAZA
• ZAP MAHABO
CISCO MANJAKANDRIANA
• ZAP RANOVAO
• ZAP AMBOHITRONOMAHITSY
CISCO ANJOZOROBE
• ZAP ANJOZOROBE I
• ZAP MANGAMILA
CISCO ANDRAMASINA
•ZAP SABOTSY AMBOHITROMBY
DREN ATSINANANA
CISCO TOMASINA I manontolo
CISCO TOAMASINA II
•ZAP TOAMASINA AMBANIVOHITRA
DREN ANALANJIROFO
CISCO FENERIVE EST manontolo
DREN BOENY
CISCO MAHAJANGA I manontolo
DREN ITASY
CISCO ARIVONIMAMO
• ZAP ARIVONIMAMO I
• ZAP ARIVONIMAMO II
• ZAP ALAKAMISY KELY
• ZAP AMPAHIMANGA
• ZAP AMBATOMIRAHAVY
CISCO MIARINARIVO
• ZAP MIARINARIVO I
• ZAP MANAZARA
CISCO SOAVINANDRIANA
• ZAP MAHAVELONA
• ZAP ANTANETIBE
DREN HAUTE MATSIATRA
CISCO LALANGINA
• ZAP ALAKAMISY AMBOHIMAHA
CISCO FIANARANTSOA manontolo
CISCO VOHIBATO
• ZAP MAHADITRA
CISCO AMBALAVAO
• ZAP AMBALAVAO
• ZAP ANJOMA
• ZAP MIARINARIVO I
DREN AMORON’I MANIA
CISCO FANDRIANA
• ZAP IMITO
DREN VAKINANKARATRA
CISCO ANTANIFOTSY
• ZAP AMBATOMIADY 1
• ZAP AMBATOMIADY 2
CISCO BETAFO
• ZAP BETAFO VILLE
DREN BONGOLAVA
CISCO TSIROANOMANDIDY
• ZAP MAHASOLO
• ZAP BEMAHATAZANA
• ZAP MIANDRARIVO
Cellule riposte/MEN »