Photo : Voici la nouvelle Miss Madagascar. Etes-vous d’accord avec le jury ?

8
718

SALUT ! LA MAUVSAISE NOUVELLE, C’EST QUE DES PHOTOS ONT ETE SUPPRIMEES, SOIT PAR LEURS AUTEURS, SOIT PAR LES ORGANISATEURS. LA BONNE NOUVELLE, C’EST QUE NOUS AVONS UN REPLAY VIDEO DU DEFILE EN TENUE DE PLAGE ICI.

 Miss Madagascar 2016…

 

(D’autres photos de Miss Madagascar 2016 en cliquant ici)

La première dauphine…

Et la seconde dauphine…

Sinon, des photos d’autres candidates finalistes. Avis ?

Miss Anôsy
(zarazarao mba ho fantatrin’ny maro 🙂 )

Posted by Miss Madagascar Officiel on Wednesday, December 9, 2015

Miss Androy
(zarazarao ho fantatrin’ny maro 🙂 )

Posted by Miss Madagascar Officiel on Tuesday, December 15, 2015

 

Suivez-vous sur notre page Facebook…

8 COMMENTS

  1. Tsis mlay mnts le iz f ôtrn mapmé b dôly………..tsy aleo v zah e!!!!!!! zah kosa lou maita mlay be no reo e!!!! Saingy reo ngambany manambola s mana-katao d oe Pou1s f n ts manan d ts itan reo jury

  2. bof bof comme miss, mais bon, c est a l’image de Madagascar… au départ, beaucoup de choix, de potentiel, d’espoir, de fierté… mais au final que du blablabla, frustration, mauvais choix, racisme, etc.

  3. Ilay Miss itasy aloha dia tsorina fa olona notendritendren organisateur fotsiny angamba satria efa ho 3 ans zao dia Tsy nisy élection Miss itasy taty aminay.
    T@ herintaona koa dia efa vhvv notendritendrena fahatany no natao hoe Miss itasy .
    Tsy fifidianana Miss Madagascar no tokony filaza an iny ngamba fa représentante syndicat vehivavy ngamba satria tsis Miss lany avy @ faritra nosoloiny tena ireny ( ny taty aminay aloha dia fantatray tsara fa Tsy nisy Miss nofidiana taty)

  4. Oatran’ny hoe kilalao sisa fa tsy voninahim-pirenena ilay izy, marina fa anisan’ny lalao fa ra raisina hoe lalao dia tsy mankaiza ra izy no lany. Mety hoe fianakavian’ny ao ihany na namana dia mba atositosika fotsiny raha ny fahitako manokana fa samy manana ny fomba fijeriny anefa ny tsirairay.

    • je n’ai vu que 4 photos de la Miss sur cette site et d’autre aussi esk une miss n’a pas droit à de scéance photo au moins, puff, l’organisateur mihintsy no fople na ny fijoron’ilay zazavavy tsy fijorona miss ts mba mis mpanofana akory nefa izy sady tsra bika no tsara tarehy!!

      • LLES SONT MILLE FOIS PLUS BELLES QUE N’IMPORTE LAQUELLE DES JALOUSES. hA HA HA. MBA MANAOVA KO RA MAHATSAPA TENA FA ANJELY IANAO BE FANAKIANANA IO. ITA FA GASY BE FIALONANA

          • aza tonga dé mitsara olona koa nareo fa maro ny marina @ zvtra teneni-ndry zareo ! mety anabavinareo na tsy haiko … namanareo angamba ny sasany ao dé … hainao ny tohiny ! avelao ny olona hilaza ny heviny fa tsy hanaikinaiky faona @ zay rehetra hita eo é ! diniho kely zay fa tena POSITIF!

LEAVE A REPLY