Attention, vous risquez de devenir accro à la voix de Johanna

0
515
SUIVEZ-NOUS SUR TWITTER !

A peine s’est elle lancée dans les vidéos sur Facebook qu’elle fait déjà des milliers de vues sur chaque publication.

Elle, c’est Johanna, une chanteuse malgache avec une voix exceptionnelle qui semble sortie de nulle part.

Mais si son visage vous rappelle quelque chose, c’est aussi normal puisqu’elle a représenté Madagascar lors d’un concours organisé par Trace TV en Afrique.

Ci-dessous, la vidéo de sa candidature, postée sur le YouTube de la chaîne internationale.

Lors du concours, Johanna a également rencontré Keri Hilson (juste comme ça).

Ci-dessous, les vidéos postées par Johanna sur Facebook.

 

Tena tsy nampoiziko ny hivoatra be sahala amin’izao ity pejy ity ka heninka fisaorana anareo rehetra ny tenako. Misaotra ehhh :* :* :*
Ho mari-pisaorana dia inty misy video iray, saika mbola hoe hataoko tsara fa tsy andriko dia homeko anareo ny santionany lava indrindra 😉
Misaotra betsaka zalà zavavy fa tena tohina ny fo a 😉 :*

Posted by Johanna on Friday, July 7, 2017

 

Salama e!!!! Dia mirary Tena faran’ny erin’andro finaritra ho antsika rehetra e :*
Maro zao nareo no ao antrano ihany matoritory sy mibonoka botofotsy sy koety be a 😀 fotoana mba ialana sasatra ny ohatr’izao 😉
Atolotro ampitiavana e 😉

Stop/Sam Brown

Posted by Johanna on Sunday, July 9, 2017

 

Salut salut daholo a!! Mahafinaritra ny fahatongavanareo maro be eto am pejy! Tafiakatra 900 latsaka kely ianareo zao no manaraka ahy eto, misaotra betsaka anareo aho 😉 Tiako be daholo ianareo :* :* :*
Ity kadoa kely e, dia hankafizo an!!!
…..
Aza misalasala mizara sy manao ‘j’aime’ raha toa ka mety aminareo ozany an 😉
Dia zarazarao koa ny pejy ho hitan’ny namana rehetra any ho any sao mety aminy e 😉

Mozika no fiainako, mozika no hiainako :* :* :*

Mirary Zoma finaritra ho an’ny rehetra!!

Ave Maria by Johanna

Posted by Johanna on Friday, July 7, 2017